<- -> |
[King James Bible] 2nd Samuel |
[Baiboly 1865] 2 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre de Samuel |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
2Sm / 2Sam 15:12 | And |
Ary Absaloma naniraka naka an' i Ahitofela Gilonita, mpanolo-tsaina an' i Davida, avy tao an-tanànany, dia tao Gilo, raha mbola nanatitra ny fanatitra izy. Ary nihamasaka ny tetika fikomiana, ka dia nihamaro mandrakariva ny olona nomba an' i Absaloma. | Mbola eo am-panaterana ny sorona Absaloma, dia naniraka haka an' i Akitofela, Gilaonita, mpanolo-tsaina an' i Davida tany Gilao tanànany. Nihamasaka fatratra ny firaisan-tetika hikomy, fa nitombo teo ihany ny vahoaka nomba an' i Absaloma. |