<-
->

2Sm / 2Sam 13:32 And Jonadab, the son of Shimeah David' s brother, answered and said, Let not my lord suppose that they have slain all the young men the king' s sons; for Amnon only is dead: for by the appointment of Absalom this hath been determined from the day that he forced his sister Tamar. Ary Jonadaba, zanak' i Simea, rahalahin' i Davida, nanao hoe: Aoka ny tompoko tsy hanao hoe: Matiny avokoa ny zatovo rehetra, zanakalahin' ny mpanjaka; fa Amnona ihany no maty; fa Absaloma efa nifofo azy hatramin' ny andro nisavihany an' i Tamara anabaviny. Ary niteny Jonadaba zanak' i Semaa, rahalahin' i Davida, ka nanao hoe: Aoka ny tompoko tsy hilaza fa maty avokoa ny zazalahy rehetra, zanaky ny mpanjaka; Amnona irery no maty. Zavatra teo am-bavan' i Absaloma izany hatramin' ny andro nametavetan' i Amnona an' i Tamara anabaviny. Mais Yonadab, le fils de Shiméa, frère de David, prit ainsi la parole : " Que Monseigneur ne dise pas qu' on a fait périr tous les jeunes gens, les fils du roi, car seul Amnon est mort : Absalom s'était promis cela depuis le jour où Amnon avait outragé sa soeur Tamar.