<-
->

2Sm / 2Sam 12:13 And David said unto Nathan, I have sinned against the Lord. And Nathan said unto David, The Lord also hath put away thy sin; thou shalt not die. Dia hoy Davida tamin' i Natana: Efa nanota tamin' i Jehovah aho. Ary hoy kosa atana tamin' i Davida: Jehovah efa nanaisotra ny helokao, ka tsy ho faty ianao. Dia hoy Davida tamin' i Natàna: Nanota tamin' ny Tompo aho! Fa hoy kosa Natàna tamin' i Davida: Navelan' ny Tompo ny helokao, ka tsy ho faty hianao. David dit à Natân : " J' ai péché contre Yahvé! " Alors Natân dit à David : " De son côté, Yahvé pardonne ta faute, tu ne mourras pas.