<-
->

2Sm / 2Sam 12:1 And the Lord sent Nathan unto David. And he came unto him, and said unto him, There were two men in one city; the one rich, and the other poor. Ary Jehovah naniraka an' i Natana hankao amin' i Davida. Ary dia tonga tao aminy izy ka nanao taminy hoe: Nisy olona roa lahy tao an-tanàna anankiray, ny iray manan-karena, ary ny iray malahelo. Nirahin' ny Tompo ho any amin' i Davida Natàna, ka tonga tany aminy izy, dia nanao taminy hoe: Nisy olona roa lahy, tao amin' ity tanàna anankiray; ny iray mpanan-karena ary ny iray mahantra. Yahvé envoya le prophète Natân vers David. Il entra chez lui et lui dit : " Il y avait deux hommes dans la même ville, l' un riche et l' autre pauvre.