<-
->

2Sm / 2Sam 10:17 And when it was told David, he gathered all Israel together, and passed over Jordan, and came to Helam. And the Syrians set themselves in array against David, and fought with him. Ary nony nambara tamin' i Davida izany, dia nampamory ny Isiraely rehetra izy ka lasa nita an' i Jordana, dia tonga tany Helama. Ary nilahatra ny Syriana hiady amin' i Davida, ka dia rafitra ny ady. Novorin' i Davida Israely rehetra, nony nandre izany izy, ka nita an' i Jordany izy, dia tonga tany Helama. Ary nilahatra hiady amin' i Davida ny Siriana, ka dia izy no nanomboka ny ady taminy. Cela fut rapporté à David, qui rassembla tout Israël, passa le Jourdain et arriva à Hélam. Les Araméens se rangèrent en face de David et lui livrèrent bataille.