<-
->

2Sm / 2Sam 10:11 And he said, If the Syrians be too strong for me, then thou shalt help me: but if the children of Ammon be too strong for thee, then I will come and help thee. Ary hoy izy: Raha tsy tohako ny Syriana, dia vonjeo aho; fa raha tsy tohanao kosa ny taranak' i Amona, dia hovonjeko ianao. Ary hoy izy: Raha mahery noho izaho ny Siriana, dia handeha hamonjy ahy hianao, fa raha mahery noho hianao kosa ny taranak' i Amona dia handeha hamonjy anao aho. Il dit : " Si les Araméens l' emportent sur moi, tu viendras à mon secours; si les Ammonites l' emportent sur toi, j' irai te secourir.