<-
->

2Sm / 2Sam 10:10 And the rest of the people he delivered into the hand of Abishai his brother, that he might put them in array against the children of Ammon. Ary ny olona sisa kosa nomeny ho entin' i Abisay rahalahiny halahany hiady amin' ny taranak' i Amona. fa ny vahoaka sisa rehetra kosa nomeny hotarihin' i Abisaia rahalahiny, izay nampilahatra azy ireo hanoloana ny taranak' i Amona. Il confia à son frère Abishaï le reste de l' armée et le mit en ligne face aux Ammonites.