<-
->

Gen / Jen 49:28 All these are the twelve tribes of Israel: and this is it that their father spake unto them, and blessed them; every one according to his blessing he blessed them. Ireo rehetra ireo no firenen' ny Isiraely roa ambin' ny folo; ary izany no nolazain' ny rainy taminy sy nitsofany rano azy; samy araka ny tso-drano izay tokony ho azy avy no nitsofany rano azy. Ireo rehetra ireo no nihavian' ny foko roa ambin' ny folon' Israely; toy izany no nolazain-drainy taminy sy nitsofany rano azy. Notsofiny rano samy araka ny tso-dranony manokana avy izy. Tous ceux-là forment les tribus d' Israël, au nombre de douze, et voilà ce que leur a dit leur père. Il les a bénis : à chacun il a donné une bénédiction qui lui convenait.