<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 48:10 | Now the eyes of |
Ary efa pahina ny mason' Isiraely noho ny fahanterany, ka tsy nahita izy; dia nentin' i Josefa nanatona azy izy mirahalahy; ary Isiraely nanoroka sy namihina azy. | Fa efa nanjavona ny mason' Israely noho ny fahanterana, ka tsy nahita. Dia nampandrosoin' i Josefa nankeo anilany ireo ka sady nanoroka no namihina azy Israely. | Or les yeux d' |