<-
->

Gen / Jen 46:6 And they took their cattle, and their goods, which they had gotten in the land of Canaan, and came into Egypt, Jacob, and all his seed with him: Ary nentin' izy ireo ny omby aman' ondriny sy ny fananany, izay efa nohariny tany amin' ny tany Kanana, dia tonga tany Egypta Jakoba sy ny zanany rehetra nomba azy: Nentiny koa ny biby fiompiny sy ny fananany nohariny tany amin' ny tany Kanaana. Dia nankany Ejipta Jakoba mbamin' ny fianakaviany rehetra. Ils emmenèrent leurs troupeaux et tout ce qu' ils avaient acquis au pays de Canaan et ils vinrent en Égypte, Jacob et tous ses descendants avec lui :