<-
->

Gen / Jen 46:1 And Israel took his journey with all that he had, and came to Beersheba, and offered sacrifices unto the God of his father Isaac. Ary niainga Isiraely nitondra izay rehetra nananany ka nankany Beri-sheba, dia namono zavatra hatao fanatitra ho an' Andriamanitr' Isaka rainy izy. Dia niainga Israely nitondra izay rehetra nananany. Nony tonga teo Bersabea izy, dia nanolotra sorona tamin' ny Andriamanitr' Isaaka rainy. Israël partit avec tout ce qu' il possédait. Arrivé à Bersabée, il offrit des sacrifices au Dieu de son père Isaac