<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 45:18 | And take your father and your households, and come unto me: and I will give you the good of the land of |
ary alao ny rainareo sy ny ankohonanareo, ka mankanesa atý amiko; ary dia homeko anareo ny tsara eto amin' ny tany Egypta, ka hihinana ny matavy eto amin' ny tany ianareo. | Dia makà ny rainareo sy ny ankohonanareo, ary miverena aty amiko. Fa homeko ny tsara indrindra amin' ny tany Ejipta hianareo, ary hihinana ny menaky ny tany. | Prenez votre père et vos familles et revenez vers moi; je vous donnerai le meilleur de la terre d' |