<-
->

Gen / Jen 43:8 And Judah said unto Israel his father, Send the lad with me, and we will arise and go; that we may live, and not die, both we, and thou, and also our little ones. Ary hoy Joda tamin' Isiraely rainy: Ampandehano hiaraka amiko ny zaza, dia hiainga izahay ka handeha, mba ho velona isika ka tsy ho faty, dia izahay sy ianao ary ny zanatsika madinika koa. Ary Jodà nilaza tamin' Israely rainy hoe: Avelao handeha ny zaza hiaraka amiko, hiainganay sy handehanany, mba samy ho velona isika fa tsy ho faty na izahay sy hianao, na ny zanatsika madinika. Alors Juda dit à son père Israël : Laisse aller l' enfant avec moi. Allons, mettons-nous en route pour que nous conservions la vie et ne mourions pas, nous-mêmes avec toi et les personnes à notre charge.