<-
->

Gen / Jen 43:2 And it came to pass, when they had eaten up the corn which they had brought out of Egypt, their father said unto them, Go again, buy us a little food. AryY rehefa laniny ny vary izay efa nalainy tany Egypta, dia hoy ny rainy taminy: Mandehana indray, mividia hanina kely ho antsika. ka nony efa tapitra nohaniny ny vary nalain' izy ireo tany Ejipta, dia hoy rainy taminy: Mandehàna indray mividy hanina kely ho antsika. et lorsqu' ils eurent achevé de manger le grain qu' ils avaient rapporté d'Égypte, leur père leur dit : Retournez et achetez-nous un peu de vivres.