<-
->

Gen / Jen 42:1 Now when Jacob saw that there was corn in Egypt, Jacob said unto his sons, Why do ye look one upon another? Ary fantatr' i Jakoba fa nisy vary tany Egypta, dia hoy izy tamin' ny zananilahy: Nahoana no mifampijery foana ianareo ? Nony fantatr' i Jakoba fa nisy vary tany Ejipta, dia hoy izy tamin' ireo zanany lahy: Nahoana ireto hianareo no mifampijery foana eo? Jacob, voyant qu' il y avait du grain à vendre en Égypte, dit à ses fils : Pourquoi restez-vous à vous regarder ?