<-
->

Gen / Jen 37:25 And they sat down to eat bread: and they lifted up their eyes and looked, and, behold, a company of Ishmeelites came from Gilead with their camels bearing spicery and balm and myrrh, going to carry it down to Egypt. Ary nipetraka nihinan-kanina izy ireo, ary sendra nanopy ny masony ka nahatazana fa, indreo, nisy Isimaelita niara-dia, avy tany Gileada, ary ny ramevany nitondra ditin-kazo, dia nekota sy balsama ary lota, izay nentiny hidina any Egypta. Ary dia nipetraka nihinana izy ireo. Nony natopiny ny masony, dia hitany fa indreny misy Ismaelita niray dia avy any Galaada; ary ny entana nentin' ny ramevany dia astragala, ditin-kazo manitra, mbamin' ny ladanoma, ndeha havariny any Ejipta. Puis ils s' assirent pour manger. Comme ils levaient les yeux, voici qu' ils aperçurent une caravane d' Ismaélites qui venait de Galaad. Leurs chameaux étaient chargés de gomme adragante, de baume et de laudanum, qu' ils allaient livrer en Égypte.