<-
->

Gen / Jen 37:13 And Israel said unto Joseph, Do not thy brethren feed the flock in Shechem? come, and I will send thee unto them. And he said to him, Here am I. Ary hoy Isiraely tamin' i Josefa: Tsy miandry ondry any Sekema va ny rahalahinao? Avia mba hirahiko hankany aminy ianao. Ary hoy izy taminy : Inty Aho. Ka hoy Israely tamin' i Josefa: Moa tsy miandry ny biby fiompy any Sikema va ny rahalahinao? Ka avia hianao hirahiko ho any amin' izy ireo. Dia hoy ny navaliny: Inty aho. Israël dit à Joseph : Tes frères ne sont-ils pas au pâturage à Sichem ? Viens, je vais t' envoyer vers eux et il répondit : Je suis prêt.