<-
->

Gen / Jen 31:47 And Laban called it Jegarsahadutha: but Jacob called it Galeed. Ary ny anaran' ny antontam-bato dia nataon' i Labana hoe Jegara-sahadota; fa Jakoba kosa nanao azy hoe Galeda. Yegara-Sahadotà no nataon' i Labana anaran' ny fanataovana; fa Galaada kosa no nataon' i Jakoba anarany. Laban le nomma Yegar Sahadûta et Jacob le nomma Galéed.