<-
->

Gen / Jen 31:18 And he carried away all his cattle, and all his goods which he had gotten, the cattle of his getting, which he had gotten in Padanaram, for to go to Isaac his father in the land of Canaan. dia nitondra ny ombiny sy ny ondry aman' osiny rehetra izy, mbamin' ny fananana rehetra izay efa nohariny, dia ny omby aman' ondry izay efa azony tany Mesopotamia, mba hankany amin' Isaka rainy any amin' ny tany Kanana. Nentiny avokoa ny biby fiompy rehetra, mbamin' ny harena azony rehetra, dia ny biby fiompy nananany, izay azony tany Kanaana. et poussa devant lui tout son bétail, - avec tous les biens qu' il avait acquis, le bétail qui lui appartenait et qu' il avait acquis en Paddân-Aram, - pour aller chez son père Isaac, au pays de Canaan.