<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 28:6 | When |
Ary nony hitan' i Esao fa Isaka efa nitso-drano an' i Jakoba ka efa nampandeha azy ho any Mesopotamia haka vady any ary nitso-drano azy sady namepetra azy hoe: Aza maka vady avy amin' ny zanakavavin' ny Kananita ianao; | Hitan' i Esao fa nitso-drano an' i Jakoba Isaaka sy naniraka azy haka vady any Padan-Arama, sady nanome teny azy teo an-pitsofan-drano azy, nanao hoe: |