<-
->

Gen / Jen 27:5 And Rebekah heard when Isaac spake to Esau his son. And Esau went to the field to hunt for venison, and to bring it. Ary Rebeka nandre an' Isaka niteny tamin' i Esao zananilahy. Ary dia lasa nankany an-tsaha Esao nitady haza ho entiny. Ary henon-dRebekà kosa ny nitenenan' Isaaka tamin' i Esao, zanany; dia lasa Esao nankany an-tsaha mba hiremby haza sy hitondra azy. Or Rébecca écoutait pendant qu' Isaac parlait à son fils Ésaü. - Ésaü alla donc dans la campagne chasser du gibier pour son père.