<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 27:46 | And |
Ary hoy Rebeka tamin' Isaka: Tsy te-ho velona aho noho ireny zanakavavin' ny Hetita; raha maka vady amin' ny zanakavavin' ny Hetita Jakoba, tahaka ireto izay avy amin' ny zazavavy tompon-tany koa hataoko inona ny aiko ? | Ary hoy Rebekà tamin' Isaaka: Boboky ny miaina aho noho ny amin' ireny zanakavavin' i Heta ireny, raha maka vady tahaka ireny Jakoba, amin' ireny zanakavavin' i Heta ireny, amin' ny zazavavy amin' ity tany ity, dia hampaninona ahy intsony izay aina? |