<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 27:27 | And he came near, and kissed him: and he smelled the smell of his raiment, and blessed him, and said, See, the smell of my son is as the smell of a field which the |
Dia nanatona izy ka nanoroka azy; ary Isaka nandre ny fofon' ny fitafiany, dia nitso-drano azy ka nanao hoe: E! ny fofon' ny zanako. Dia tahaka ny fofon' ny saha izay notahin' i Jehovah. | Dia nanatona Jakoba ka nanoroka azy; ary nandre ny hanitry ny fitafiny Isaaka, ka nitso-drano azy, nanao hoe: Eny, ny hanitry ny zanako, dia tahaka ny hanitry ny saha voatso-dranon' ny Tompo. | Il s' approcha et embrassa son père, qui respira l' odeur de ses vêtements. Il le bénit ainsi : Oui, l' odeur de mon fils est comme l' odeur d' un champ fertile que |