<-
->

Gen / Jen 21:3 And Abraham called the name of his son that was born unto him, whom Sarah bare to him, Isaac. Ary ny anaran' ny zanany izay teraka, ilay naterak' i Saraha taminy dia nataon' i Abrahama hoe Isaka. Ary ny anaran' ilay zaza teraka taminy, naterak' i Sarà taminy, dia nataon' i Abrahama hoe Isaaka. Au fils qui lui naquit, enfanté par Sara, Abraham donna le nom d' Isaac.