<-
->

Gen / Jen 20:3 But God came to Abimelech in a dream by night, and said to him, Behold, thou art but a dead man, for the woman which thou hast taken; for she is a man' s wife. Fa Andriamanitra nankeo amin' i Abimeleka, tamin' ny nofy nony alina, ka nanao taminy hoe: Indro, fa ho faty ianao noho ny vehivavy izay nalainao, fa vadin' olona izy. Tonga tamin' i Abimeleka tamin' ny nofy anefa Andriamanitra nony alina, ka nanao taminy hoe: Indro ho faty hianao, noho ny amin' ny vehivavy nalainao, fa vadin' olona izy. Mais Dieu visita Abimélek en songe, pendant la nuit, et lui dit : Tu vas mourir à cause de la femme que tu as prise, car elle est une femme mariée.