<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 20:13 | And it came to pass, when |
Ary raha nampifindrafindra ahy hiala tamin' ny tranon' ny raiko Andriamanitra, dia hoy izaho tamin' ny vadiko: Izao no soa hataonao amiko any amin' izay tany rehetra halehantsika dia lazao aho hoe: Anadahiko izy. | Nony nampivezivezen' Andriamanitra lavitra ny tranon' i kaky aho, dia hoy aho tamin' i Sarà: Izao no fitia angatahiko ataonao amiko: Any amin' izay tany rehetra hahatongavantsika any aho lazao hoe: Anadahiko io. | Alors, quand |