<-
->

Gen / Jen 2:9 And out of the ground made the Lord God to grow every tree that is pleasant to the sight, and good for food; the tree of life also in the midst of the garden, and the tree of knowledge of good and evil. Ary nampanirin' i Jehovah Andriamanitra teo amin' ny tany ny hazo rehetra izay maha-te-hizaha sady tsara ho fihinana, ary ny hazon' aina teo afovoan' ny saha sy ny hazo fahalalana ny tsara sy ny ratsy. Ary nampanirin' ny Tompo Andriamanitra tamin' ny tany izao hazo rehetra mahate-hijery sady fihinana isan-karazany izao sy ny hazon' aina tao afovoan' ny saha, ary ny hazon' ny fahalalana ny tsara sy ny ratsy. Yahvé Dieu fit pousser du sol toute espèce d' arbres séduisants à voir et bons à manger, et l' arbre de vie au milieu du jardin, et l' arbre de la connaissance du bien et du mal.