<-
->

Gen / Jen 1:14 And God said, Let there be lights in the firmament of the heaven to divide the day from the night; and let them be for signs, and for seasons, and for days, and years: Ary Andriamanitra nanao hoe: Misia fahazavana eny amin' ny habakabaky ny lanitra hampisaraka ny andro sy ny alina; ary aoka ho famantarana sy ho fotoana ary ho andro sy taona ireo. Hoy Andriamanitra: Misia fanazavana eo amin' ny habakabaky ny lanitra, mba hampisaraka ny andro sy ny alina; ary aoka izy ho famantarana, ka hanamarika ny fotoana, ny andro, ny taona; Dieu dit : Qu' il y ait des luminaires au firmament du ciel pour séparer le jour et la nuit; qu' ils servent de signes, tant pour les fêtes que pour les jours et les années;