<-
->

Gen / Jen 1:10 And God called the dry land Earth; and the gathering together of the waters called he Seas: and God saw that it was good. Ary Andriamanitra nanao ny maina hoe tany; ary ny rano tafangona nataony hoe ranomasina. Ary hitan' Andriamanitra fa tsara izany. Nataon' Andriamanitra hoe tany, ny maina; ary nataony hoe, ranomasina, ny rano tafangona, ary hitan' Andriamanitra fa tsara izany. Dieu appela le continent terre et la masse des eaux mers, et Dieu vit que cela était bon.